Entry fanjakan' i Baroa
Elementary words fanjakana ; Baroa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1]
Explanations in English [ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [1.2]
Explanations in French Anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3]
Examples Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa. [2.503]
Synonyms fanjakana raban-tsahona

Updated on 2023/11/20