Entry | 1 fanitarana |
Root | 2 itatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty 5 Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra 6 Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara [1.1] |
Explanations in French |
7 L’action d’agrandir, d’élargir, de développer [1.3#286] 8 extension [1.13] |
Examples |
9 atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy. [2.285#] 10 Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny. [2.472#] |
Compound words |
|
Anagrams | 12 anatrifana, añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana, nafatranay, nitarafana |
Updated on 2023/01/08 |