Entry (1/3) | 1 fanisana (isa) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1] |
Explanations in English |
4 The act of counting [1.7] |
Explanations in French |
5 L'action de compter [1.3, 1.8] 6 Pointage, enregistrement, recensement [1.13] |
Examples |
7 fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27] 8 Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472] |
Compound words |
|
Article |
11 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entry (2/3) | 12 fanisana (sisa) |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1] |
Explanations in French |
15 L'action de laisser des restes, la cause [1.3] |
Entry (3/3) | 16 Fanisana |
Part of speech | 17 name (biblical book) |
Vocabulary |
18 Holy Scriptures |
Explanations in Malagasy |
19 (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611] |
Explanations in English |
20 Numbers: one of the books of the Bible [3.1] |
Explanations in French |
21 Nombres: un des livres de la Bible [3.1] |
Synonyms | 22 nomery, nomery |
Article |
23 Randzavola: Fanisana |
Anagrams | 24 fanasina, fanisana, fasinana |
Updated on 2023/08/11 |