Entry fanintsanana (hintsana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (ara-bakiteny) Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy
Fanalana amin' ny alalan' ny fifaninananaizay tsy mahay na osa, ka ny mahay sy ny matanjaka sisa mijanona [1.1]

Updated on 2023/01/20