|
|
|
|

Entry1  fanintontsintona
Root  2  sintontsintona
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Health
Explanations in Malagasy  5  Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1]
Synonyms  6  fanintona

Updated on 2023/01/20