|
|
|
|

Entry 1  fanintelony
Root  2 intelo
Part of speech  3  adverb [Full list]
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Famerenana asa iray hatramin' ny intelo [1.1]
Explanations in English  [1.75#xlvii]
Explanations in French  6 pour la troisième fois [1.3]
Examples  7  Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka. [2.472#157]
8  Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. [2.470#45]

Updated on 2026/04/19