|
|
|
|

Entry 1  fanindiminy
Root  2 indimy
Part of speech  3  adverb [Full list]
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky [1.1]
Explanations in English  [1.75#xlvii]
Explanations in French  6 pour la cinquième fois [1.3]
Examples  7  Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, [2.996]
8  ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao. [2.59]

Updated on 2026/04/19