|
|
|
|

Entry1  fanimbana
Root  2  simba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana [1.1]
Explanations in French  5  L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu [1.3#606]
Examples  6  Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445#]
7  Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643#]

Anagrams  8  fanambina, fanimbana

Updated on 2023/01/08