Entry fanifakifahana (kifakifaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana [1.1]
Explanations in French L’action de repousser, d’écarter, d’expulser [1.3]
Examples Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503]

Updated on 2023/01/08