|
|
|
|

Entry fanidinana (idina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra [1.1]
Explanations in French L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage [1.3]

Entry fanidinana (sidina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena [1.1]
Explanations in French L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu [1.3]

Updated on 2023/01/20