|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanidina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy
Explanations in French  4  [1.3] Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser
Root  5  idina

Entry (2/2)6  fanidina
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala
Examples  9  [2.131] Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina?
10  [2.48] Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho.
Vocabulary  11  Zoology: (in general)
Root  12  sidina
Proverbs  13  Proverbs containing the word fanidina

Anagrams  14  andafiny, andifian, andifiña, fanidina, fiandany, fidinana, nafadiny, nandifia, nifadian, nifandai

Updated on 2025/01/21