Entry | fanesoana (eso) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy [1.1] | ||||
Explanations in French | Le mépris, la moquerie, la raillerie [1.3] | ||||
Examples |
| ||||
Updated on 2023/01/08 |
![]() |