Entry fanesoana (eso)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny
Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy [1.1]
Explanations in French Le mépris, la moquerie, la raillerie [1.3]
Examples 
1Mizary fanesoana ny sangisangy zaritenany ifanaovany. [2.470]
2Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643]

Updated on 2023/01/08