|
|
|
|

Entry1  fanenjana
Root  2  henjana
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana
5  Azo henjanina [1.1]
Explanations in French  6  Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre [1.3]
Examples  7  Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. [2.996]

Anagrams  8  fananjeña, fanenjana

Updated on 2023/01/08