|
|
|
|

Entry1  fanehoana (seho)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy [1.1]
Explanations in French  4  L’action de montrer, d’exhiber, l'instrument, le lieu [1.3#595]
5  Représentation, présentation, expression [1.13]
Examples  6  fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#]
7  Hira an' ezaka mafy araka izay tratran' ny aina, fanehoana herin-tenda, voa-peo fara-hery, izany no niriatra sy nigaona nanodidina ahy. [2.4#]
Compound words 

Anagrams  11  fahenoana, fanehoana, hafenoana

Updated on 2023/01/08