Entry fandroritana (roritra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny
Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady
Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra
Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra [1.1]
Explanations in French L’action de tirer, l’instrument [1.3]
 Traction, étirage [1.13]
Examples Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470]

Updated on 2023/01/07