|
|
|
|

Entry1  fandrin-drano
Elementary words  2  fandry, rano
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva
5  Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana [1.1]
6  (fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano [1.13]
Explanations in French  7  niveau de maçon, niveau d'eau [1.13]
Proverbs  8  Proverbs containing the word fandrin-drano

Updated on 2024/08/14