Entry (1/3) | 1 fandribaratra (andry) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [1.1] |
Explanations in English |
4 [varatra, lightning.] A lightning conductor. [1.2] |
Explanations in French |
5 Paratonnerre [1.13] |
Entry (2/3) | 6 fandribaratra (fandrika) |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Botany: grass |
Explanations in English |
9 A kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). [1.2] |
Synonyms | 10 famakientana, voakitsonamboa |
Entry (3/3) | 11 fandribaratra |
Part of speech | 12 noun |
Vocabulary |
13 Botany |
Explanations in French |
14 (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [1.196] |
Scientific name |
|
Updated on 2020/07/31 |