Entry fandraribola (roritra, vola)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy [1.1]
Explanations in English A corruption of the word fandroribola [1.2]
Vocabulary 
Synonyms fandroribahy
Other spellings 

Updated on 2020/07/31