Entry | fandraisana (ray) | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma [1.1] | ||||||||
Explanations in English | A piece of wood used in weaving [1.2] | ||||||||
The act of receiving [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Action de recevoir [1.8] | ||||||||
Préhension [1.13] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Illustrations | |||||||||
Entry | fandraisana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in French | [Betsileo, Merina] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [1.196] | ||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||
Entry | fandraisana (ray) | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. [1.2] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||||||||
Updated on 2023/07/14 |