Entry fandozoka (lozoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory mitsivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka) [1.1]

Updated on 2023/01/20