Entry fandovana (lova)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny [1.1]
Explanations in French Hérédité [1.13]
Examples Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka [2.606]
Article 

Entry fandovana (lo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hahatonga lo [1.1]

Updated on 2023/01/20