Entry fandoarana (loatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana ny ao anatin' ny vilany: Anjaran' ny vehivavy taloha ny fandoarana ny vory
Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lavaka io [1.1]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20