|
|
|
|

Entry1  fandikana
Root  2  dika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany
5  Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna
6  Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao
7  Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay [1.1]
Explanations in English  8  transgression; translation, copying [1.7]
Explanations in French  9  transgression; traduction; copie [1.8]

Anagrams  10  fandikana, fandinaka, fankadina

Updated on 2023/01/20