Entry fandiavana (dia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara
Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena
Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana
Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka [1.1]
Explanations in French L'action de mesurer, de parcourir
La pierre placée au seuil des portes [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20