Entry fandatsana (latsa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay [1.1]
Explanations in French Insulte, injure, outrage [1.3]
Examples 
1Efa fandatsana anie izany, ny Andriana! [2.528]
2ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy [2.587]
3Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa [1.381]
Proverbs 

Updated on 2023/01/07