|
|
|
|

Entry1  fandanja
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
Azo lanjaina
Explanations in French  4  [1.3#385] Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser
Examples  5  [2.296#] Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina?
6  [2.996#] ... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra.
Root  7  lanja

Updated on 2024/12/11