|
|
|
|

Entry (1/5)1  fandambanana
Root  2  lambana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fakana valala amin' ny lamba

Entry (2/5)5  fandambanana
Root  6  lambana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana

Entry (3/5)9  fandambanana
Root  10  lambana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.78] [Tanala] tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny
13  [1.1] Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo
14  [1.1] [Betsimisaraka] Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana
Explanations in French  15  [1.19] [Tankarana] petite natte pour offrir mets, fruits.
Synonyms  16  fandambana
Compound words 

Entry (4/5)18  fandambanana
Root  19  lambana
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo

Entry (5/5)22  fandambanana
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  [1.196] Arbuste inconnu des restes de forêt, près de Bedihy, d'après Descheemaeker. [Betsileo]
Vocabulary  25  Botany

Updated on 2024/12/11