Entry fandafihana (lafika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana [1.1]
Explanations in French L'action de mettre quelque choses dessous [1.3]
Examples Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao [2.857]

Updated on 2023/01/07