Entry fandafarana (lafatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao
Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran' ny iray tampo [1.1]
 Fametrahana miambaratonga [1.13]
Explanations in French Gradation [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/01/20