Entry |
fanazarana
(zatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1]
|
Explanations in English | Training, esp. for sports [1.7]
|
Explanations in French | L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause [1.3]
|
| Entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8]
|
| Entraînement, exercice [1.13]
|
Examples | Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo.
[2.445]
|
Synonyms | |
Compound words, titles, names |
|
|