Entry fanaviana (avy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [1.1]
Explanations in English Fever, a slight illness [1.7]
Explanations in French Fièvre bénigne [1.8]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20