|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanatsika (hatsika)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [1.1]

Entry (2/3)4  fanatsika (tsika)
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [1.1]

Entry (3/3)7  fanatsika (tsika)
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  Azo tsihina [1.1]

Anagrams  10  afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana

Updated on 2023/01/05