Entry | 1 fanasoavana (soa) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 the doing of good to people [1.7] |
Explanations in French |
4 bonnes oeuvres [1.8] |
Examples |
5 fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona. [1.342] 6 Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe. [2.356] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 fanasavoana, fanasoavana |
Updated on 2023/10/12 |