Entry fanasalisaliana (saly)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
Synonyms fanasaliana

Updated on 2020/07/31