Entry fanarabiana (haraby)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanesoana; famazivaziana [1.1]
Explanations in English Mockery [1.7]
Explanations in French L'action de railler, de persifler [1.3]
 Moquerie, raillerie [1.8]
Examples 
1Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana; [2.470]
2Tsy nilaza izany anefa Ranary, satria fanarabiana no dikany. [2.270]
3Fanesona sy fanarabiana no nameno ny feony nanambarana izany, fa mbola ninia ts niraika ihany ao. [2.944]

Updated on 2023/10/20