Entry fanaporofoana (porofo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao [1.1]
Explanations in French L'action de prouver, la preuve [1.3]
 Démonstration [1.13]
Examples 
1Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny. [1.519]
2Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" [4.27]

Updated on 2023/01/07