|
|
|
|

Entry1  fanapaka
Root  2  tapaka
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manapaka, mandidy, manito
5  Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany [1.1]
Examples  6  Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny. [2.996#]

Updated on 2024/07/20