Entry fanantonana (hantona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1]
Explanations in French L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3]
Examples ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe Fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra. [2.508]

Anagrams 

Updated on 2023/01/07