Entry fananda (sanda)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20