|
|
|
|

Entry1  fanampiana
Root  2  ampy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vonjy, famonjena
5  Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [1.1]
Explanations in English  6  help [1.7]
Explanations in French  7  aide, secours [1.8]
8  aide [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/01/20