Entry | 1 fanalo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka [1.1] |
Examples |
4 Indreo ianareo fanalo Manisotra, hoy ny Ombalahibemaso sady nitsiky izy [2.298#] |
Compound words |
|
Anagrams | 6 falano, fanalo, fanola |
Updated on 2023/09/09 |