Entry fanakotrana (kotrana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [1.1]

Entry fanakotrana (kotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [1.1]

Updated on 2023/01/20