|
|
|
|

Entry1  fanakora (akora)
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina manakora, maneso, mihoha [1.1]
4  Tokony hakoraina, azo akoraina [1.1]
Explanations in French  5  Celui qui est hué, qui mérite d’être hué, qu’on acclame, manière d’acclamer [1.3#16]
Examples  6  Somary nilefaka tsy fidiny ihany izy tamin' ny farany, ilay zaobaviny kosa anefa tsy nanakora na nandatsa satria ny lavo mahay miarina tsy fanakora fa fakana saina, ary ny potraka tafajoro tsy faneso fa filana hevitra. [2.313#]

Anagrams  7  fanakora, fanaroka, fanoraka, karofana, rakofana

Updated on 2023/02/07