Entry fanakaramana (karama)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana olona hanao asa ho an' ny tena, izay omena vola amin' izany [1.1]
Explanations in French L’action de louer, de prendre à gages, le motif, le temps, le prix, le salaire [1.3]
Examples 
1Eny àry, dia hihena tsikelikely hatrany ny fanakaramana mpiasa tsy kinga saina, tsy mahay mamorona, tsy hentitra ary tsy mailaka. [1.369]
2Ary ny fanaikena amin'ny fanakaramana sy ny fanofan-tany na trano, na ny mpiasa dia azo atao amin'ny taratasy hasiana sonia eo anatrehan'ny Lehibe manana fahefana sy ny Consul vavolombelona. [2.366]
Other spellings 

Updated on 2023/01/06