Entry fanaiky (aiky)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manaiky, mankato, manoa: Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny [1.1]
Explanations in French Comme faneky [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/02/27