|
|
|
|

Entry1  fanahiana (ahy)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
5  Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1]
Explanations in English  6  worry, anxiety [1.7]
Explanations in French  7  souci, inquiétude [1.8]
Proverbs  8  Proverbs containing the word fanahiana

Anagrams  9  anafihana, fanahiana, fanaihana, fañiahana, fañiahaña, fiahanana, fianahana, hafanaina, ifahanana

Updated on 2023/01/20