Entry fanafohezana (fohy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1]
Explanations in French Abréviation, raccourcissement [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/01/20