|
|
|
|

Entry 1  fanafoanana
Root  2 foana
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler [1.3]
5 destruction [1.4.fr#234]
6 annulation [1.13]
Examples  7  Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana. [4.27]
8  Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. [2.472#191]
9  Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! [2.503#17]
Combinations  10  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanafoanana

Updated on 2026/11/01