Entry | 1 fanafiana |
Root | 2 tafy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanomezana akanjo, fitafiana: Ny fanafiana an' io zaza io no hanahirana ahy, fa ny momba ny sakafony, izay haninay ve tsy hohaniny ? [1.1] |
Anagrams | 5 fanafiana, faniafana, fiafanana |
Updated on 2020/07/31 |